Teny iditra mihosotra (hosotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy zavatra ahosotra (menaka, loko...) ny tena: Mihosotra menaka isaky ny hanao tolona Ralida [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be smeared, to be anointed; to be painted [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être barbouillé, oint; être peint [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihosotra
nihosotra
hihosotra
mihosora
Ohatra Mihosotra diloilo vaovao aho. [Baiboly: 23:092:010/Salamo 92:10..]

2013/05/18