Teny iditra mihosy (hosy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manitsakitsaka
¶ Manalemy ny bainga vonton-drano amin' ny fanitsakitsahan' ny tongotry ny omby azy mba hambolena ny ketsa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to trample the mud in ricefields [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay piétiner les rizières [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihosy
nihosy
hihosy
mihose
Ohatra akory ity no zatovo tsy mihosy / akory ity no tsy mamboly tsy mamafy fa finaritra mamotsy hoho [Fox: Hainteny, laharana 371]
Teny nalaina 

2012/07/10