Teny iditra mihota (hota)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka, Tanala] mitsako [Rakotosaona 1972]
 Manao hota, mitsako zavatra dia mamoaka azy avy ao am-bava indray [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihota
nihota
hihota
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2010/05/14