Teny iditra mihotakotaka (hotakotaka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mihovotrovotra noho ny fanampoizana loza na zavatra atahorana, izay re fa ho avy na mananontanona [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be in commotion, to be noisy and agitated [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   s'agiter, être en commotion, en panique [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mihotakotaka
nihotakotaka
hihotakotaka
mihotakotaha

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/24