Teny iditra | mihotana (hotana) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Taitra ka mivarahontsana na mientan-kafaliana: Nihotana iray ihany ny foko nandre ny nahafahan' ny zanako fanadinana [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | amantohy, mahatony, mahotina, mañatohy, miantoha, mihotana, mitohana, motahina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |