Teny iditra mihotsaka (hotsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mianjera, mirodana, mikoa noho izy vonton' ny rano: Nihotsaka ny tambohonay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be soaked and cave in [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être trempé et s'effondrer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihotsaka
nihotsaka
hihotsaka
Teny nalaina 

2012/08/10