Teny iditra mihovotrovotra (hovotrovotra (hovotra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanala] mihovitrovitra: Mihovotrovotra dia koa ho miana (mihovitrovitra toa ho torana) [Rakotosaona 1972]
 Mihozongozona, mihontsonkontsona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to tremble, as a house during an earthquake [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay trembler, être secoué comme par un tremblement de terre [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihovotrovotra
nihovotrovotra
hihovotrovotra
mihovotrovota
Ohatra Mihovotrovotra manaraka ny tomaniny, ny adin-tsaina amam-panahy ao anatiny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 140]

2013/04/24