Teny iditra miilika (ilika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitangorona, midodododo misisika: Miilika aty aminay ny fakonareo ka tsy manaiky izahay. / Miilika eo aminay daholo ireo zana-kavanay ka sahirana izahay [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miilika
niilika
hiilika
miiliha

2010/05/14