Teny iditra mijafajafa (jafajafa (jafa))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitomany mafy noho ny vonoana, mikaikaika: Nijafajafa Ibalita nony nokapohin-drainy tamin' ny rotsakazo
¶ Mihetsiketsika, mihoalahoala sady mikiakiaka: Nijafajafaeran' ny tokotany ilay akoho nenjehin' ny ankizy
¶ Sanganehana, very hevitra: Nijafajafa foana nony tonga teo anatrehan' ny mpampianatra Ibalita [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mijafajafa
nijafajafa
hijafajafa
mijafajafà

Teny iditra mijafajafà (jafajafa (jafa))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijafajafa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/24