Teny iditra mijahidy (jahidy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy miteny firy, tsy misariaka amin' olona: Tovolahy mijahidy raha Rakoto [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mijahidy
nijahidy
hijahidy
mijahidia

2013/04/24