Teny iditra mijaiko (jaiko)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manatona moramora, mitsaitsaika mba tsy hanaitra: Tsy reny akory aho nijaiko avy ao an-damosiny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mijaiko
nijaiko
hijaiko
mijaikoa
Teny nalaina 

2010/05/14