Teny iditra mijaka (jaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha any amin' ny fanasan-kavana hihinana jaka, mihinana jaka any amy...: Nijaka tany amin-dry Nenihavana izahay taona itsỳ [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mijaka
nijaka
hijaka
mijakà

Teny iditra mijaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanala] miteny [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mijakà (jaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijaka [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/24