Teny iditra mijakoko (jakoko)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manjoretra sy mitakoko feno eritreritra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mijakoko
nijakoko
hijakoko
mijakokoa
Teny mitovy hevitra mijakoretra

2010/05/06