Teny iditra mijapy (japy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miantsambotra, mitaingina (zavatra) eny am-pandehanana: Mijapy soavaly [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mijapy
nijapy
hijapy
mijapia

2010/05/14