Teny iditra mijaradona (jaradona (jadona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mijoro mahitsy mitsatoka (rehefa avy nianjera nikodingidingy, ohatra) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijaradona
Ny lasa : nijaradona
Ny hoavy : hijaradona
Filaza mandidy : mijarana

Teny iditra mijaradòna (jaradona (jadona))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijaradona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20