Teny iditra mijarika (jarika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mijoro ela miandry [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mijarika
nijarika
hijarika
mijariha

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14