Teny iditra mijaroboka (jaroboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misoka namilentika ao anaty rano, mivarina ao anaty rano [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mijaroboka
nijaroboka
hijaroboka
mijaroboha

2013/04/24