Teny iditra mijehojeho (jehojeho)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha miadana, maka mora raha mandeha [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mijehojeho
nijehojeho
hijehojeho
mijehojehoa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31