Teny iditra mijery lamba vaky
Singan-teny mijery ; lamba ; vaky
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy miraharaha ny havany rovi-damba, manao asa azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12