Teny iditra mijifajifa (jifajifa (jifa))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipelipelika, mijefijefy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be restless, to fidget [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être remuant [Hallanger 1974]
Endriteny 
mijifajifa
nijifajifa
hijifajifa
mijifajifà

Teny iditra mijifajifà (jifajifa (jifa))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijifajifa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/12