Teny iditra mijihina (jihina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampisehobika amin' ny haingo anaovana, midihindihina amin' ny fitafiana somary mirehareha [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mijihina
nijihina
hijihina
mijina

Teny iditra mijihìna (jihina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijihina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/24