Teny iditra mijijijijy (jijijijy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamindra manao dingana fohy toy ny mandihy
Mitaraina noho ny fanaintainana
Maneho mikiririoka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijijijijy
Ny lasa : nijijijijy
Ny hoavy : hijijijijy
Filaza mandidy : mijijijijia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20