Teny iditra mijijy (jijy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikaly; mamindra madinika, mitandrintandrina toy ny mpanao baolina, na mikendry fatratra toy ny mpanao kanety [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mijijy
nijijy
hijijy
mijijia
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31