Teny iditra mijinijiny (jinijiny (jiny))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao ankifonofono, manafin-kevitra, manao am-po [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijinijiny
Ny lasa : nijinijiny
Ny hoavy : hijinijiny

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20