Teny iditra |
mijinja
(jinja)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Mandringana [1.78]
|
| Manapaka amin' ny antsim-bary: Efa mijinja vary ny olona amin' izao faran' ny Avrily izao Manapaka: Lasa nijinja fary Rakoto Mandringana, mandripaka: Mijinja ny olona rehetra Rafahafatesana, na mahantra na mpanankarena Mioty mandray vokatra: Samy hijinja ny nafafiny ny olona rehetra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To reap, to cut down [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Moissonner, faucher [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mijinja |
Ny lasa : |
nijinja |
Ny hoavy : |
hijinja |
Filaza mandidy : |
mijinjà |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mijinjà
(jinja)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijinja
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|