Teny iditra mijobona (jobona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifidy, mifantina, maka izay tsara ao anatin' ny betsaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mijobona
nijobona
hijobona
mijona

Teny iditra mijobòna (jobona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijobona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/24