Teny iditra mijohy (johy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha mikaviavia toy ny akoho mitsoitsoy lenan' ny orana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mijohy
nijohy
hijohy
mijohia
Teny mitovy hevitra mijohijohy
Ohatra Ny ranomaso hatrany no mijohy mamonto ny tavany,mahazo ny vozony, tonga hatreny amin' ny sandrin-dreniny manohana azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 140]

2013/04/24