Teny iditra mijokaiky (jokaiky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifintina tsy mihetsika ary manjonitra toa malahelo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mijokaiky
nijokaiky
hijokaiky
mijokaike
Teny mitovy hevitra manjokaiky

2013/04/24