Teny iditra mijoko (joko)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] mandeha miafina [Rakotosaona 1972]
 Mandeha na mitsaitsaika avy ao an-damosina mba hanatratraolona na hangalatra: Tsy hitany akory aho nijoko azy avy aoriana
¶ Mitily: Mijoko ny voronkely ny saka
¶ Mangalatra an-tsokosoko: Nisy nijoko ny volako tao anaty vatasarihana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mijoko
nijoko
hijoko
mijokoa

Teny iditra mijoko
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mikendry [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mijoko
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy (unattested) [3.1]
Voambolana 
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby
Sary 

2010/05/06