Teny iditra mijolo (jolo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandroso mandondona toy ny vavam-borona, ny orona... [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mijolo
nijolo
hijolo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31