Teny iditra mijoloka (joloka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miditra, mitsofoka: Tonga dia nijoloka tao anatin' ilay akanjobe izy ka tsy fantatra [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mijoloka
nijoloka
hijoloka
mijoloha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31