Teny iditra mijomojomo (jomo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miteny na manao zavatra an-tsokosoko, mangingina, manangoly [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mijomojomo
nijomojomo
hijomojomo
mijomojomoa

2010/05/14