Teny iditra mijonjona (jonjona)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mandeha mahitsy tsy misalasala [Rajemisa: Fiteny 3 takila 69]
   Mandeha mahitsy hatrany tsy miherikerika, tsy miresaka toa olo-miavona: Inona àry no mahazo an' iny zazalahy iny no mijonjona tahaka an' iny? [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   aller directement sans regarder ni à gauche ni à droite, avoir un maintien fier et orgueilleux [Abinal 1888]
Ny bikany  
mijonjona
nijonjona
hijonjona
mijonna

Teny iditra mijonjòna (jonjona)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijonjona [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2016/08/25