Teny iditra mijononoka (jononoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Avy tsy miato (orana); mikoriana tsy an-kijanona (ranomaso): Herinandro izao mijononòka foana ny ranonorana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To flow abundantly but silently [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Couler, tomber abondamment et doucement, comme la pluie, les larmes [1.3]
 Couler abondamment et doucement [1.8]
Ohatra 
1Mijononoka moramora ny orana avy hariva [2.1046]
2Indray takariva dia nijononoka fatratra ny ranonoram-baratra [2.324]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijononoka
Ny lasa : nijononoka
Ny hoavy : hijononoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20