Teny iditra mijoro (joro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsangana mahitsy tsara: Aza mijoro eo am-baravarana eo fotsiny ianao
¶ Miorina: Efa mijoro izao ny fikambanan' ny mpampiasa fiarakaretsaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mijoro
nijoro
hijoro
mijoroa

Teny iditra mijoro (joro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mivavaka, mitsodrano [Rakotosaona 1972]
 Mivavaka [Rajemisa 1985]

Teny iditra mijoro (joro)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay debout [SLP 1986]

2012/08/12