Teny iditra mijotso
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] mivoaka, midina [Rakotosaona 1975]
  [Bara] midina [Rakotosaona 1975]
 midina [Rakotosaona 1975, Rajemisa 1985]
 mihena, midina [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay décroître, descendre [SLP 1986]
Haiendriteny 
mijotso
nijotso
hijotso

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31