Teny iditra mika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tsimihety] Enti-milaza ny rahona ambony [1.1]
  [Tambahoaka, Tanosy] Rahona [1.78]
Voambolana 

Teny iditra Mika
Sokajin-teny anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy Mika, Mikea: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
 Micah: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Michée: un des livres de la Bible [2.996]
Ohatra Ny bokin' i Mika dia laharana fahenina amin' izay atao noe "mpaminany madinika" ao amin'ny Baibolintsika. [1.38]
Voambolana 
Tovy hevitra Mikea
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31