Teny iditra mikabedy (kabedy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miteny lava mananatra na manakiana: Mikabedy lava koa Ramatoa io [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Parler sans cesse, gourmander sans cesse [Abinal 1888]
Endriteny 
mikabedy
nikabedy
hikabedy
mikabedesa, mikabede

2013/09/11