Teny iditra mikady (kady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay être prohibé, défendu, sauvegardé [Abinal 1888 takila 302]
Haiendriteny 
mikady
mikadin'
mikadin-
mikadim-
nikady
nikadin'
nikadin-
nikadim-
hikady
hikadin'
hikadin-
hikadim-
mikadia

Teny iditra mikady
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] mila, mitady, mikatsaka mafy [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31