Teny iditra mikafankafana (kafankafana (kafana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandà mafy aminkatezerana sady miantsoantso [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Refuser à plusieurs reprises, déblatérer avec colère [Abinal 1888]
Endriteny 
mikafankafana
nikafankafana
hikafankafana
mikafankafàna

Teny iditra mikafankafàna (kafankafana (kafana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikafankafana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/09/11