Teny iditra mikaforo (kaforo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy manam-bariraiventy; miseho ho fadiranovana
¶ Tsy tahotra tsy henatra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay Etre dénué de tout, misérable, se donner les apparences de la misère
¶ fig. avoir perdu toute retenue, toute crainte [Abinal 1888]
Haiendriteny 
mikaforo
nikaforo
hikaforo
mikaforoa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31