Teny iditra mikahankahana (kahankahana (kahana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miantso amim-peo mimonomonona
¶ Mandà an' avona
¶ Maneso [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikahankahana
nikahankahana
hikahankahana
mikahankana

Teny iditra mikahankahàna (kahankahana (kahana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikahankahana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/24