Teny iditra mikaika (kaika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitoloko, mitaraina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikaika
nikaika
hikaika

Teny iditra mikaika (kaika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanala] miantso: Tsy olon-kikaika ka tsy voron-kañono (tsy misy olona hiantso ka tsy misy vorona haneno) [Rakotosaona 1972]
 Miantso: Aoka ianao hikaika mafy raha te ho reny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikaika
nikaika
hikaika
mikaiha
Teny mitovy hevitra mihaika

2010/05/14