Teny iditra mikainkona (kainkona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifintina ka mioritra ny ivelany: Mikainkona ny hoditr' omby maina
Mitovy hevitra: mifendrotra ~ miketrona
¶ Miforitra ho kely sy fohy, mihorona, miditra ao anaty akorany: Mikainkona ny sokina raha vao voatohina
Mitovy hevitra: mifintina ~ mivonkina
¶ Mihemotra, mitakemotra: Natahotra ny anao lahy ka nikainkona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to curl up as a worm, etc.; to pull back [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se recroqueviller, se retirer, reculer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikainkona
nikainkona
hikainkona
mikainkòna

Teny iditra mikainkòna (kainkona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikainkona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/24