Teny iditra mikajakaja (kajakaja)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitandrina ka manao izay hahasoa: Ramatoa oadiko no mikalakaja ny tokantranonay
Mitovy hevitra: manolokolo ~ mikarakara
¶ Manao, manamboatra, mamonona: Ny zokinay no mikajahaja ny sakafo maraina
¶ Mitandrina, manara-maso: Mihajakaja ny fanaovan-dalana Rakoto [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikajakaja
nikajakaja
hikajakaja
mikajakajà

Teny iditra mikajakajà (kajakaja)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikajakaja [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/24