Teny iditra mikajy (kajy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mitahiry [Rakotosaona 1972]
 Mitandrina, mikaly, mikolokolo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikajy
nikajy
hikajy
mikajia

Teny iditra mikajy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy manao asa marika [SLP 1986]
Famaritana frantsay calculer [SLP 1986]

2012/08/12