Teny iditra mikakakaka (kakakaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihomehy lava sy heno lavitra: Raha vao kitikitihina i Tiana kely dia mikakakaka
Mitovy hevitra: latsaky ny hehy ~ lokin' ny hehy ~ manao hehy ranovaky ~ mikanikany ~ mikikikiky ~ mitokelaka ~ mitolakàka ~ mitsikanikany ~ mitsikikikiky [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to laugh loudly [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rire aux éclats [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikakakaka
nikakakaka
hikakakaka
mikakakakà

Teny iditra mikakakaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] zendana; mitanatana vava, tsy afa-miteny [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mikakakakà (kakakaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikakakaka [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/12