Teny iditra mikalita (kalita)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampihomehy ny sasany amin'ny hatsikana na vazivazy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikalita
nikalita
hikalita
hikalità

Teny iditra mikalità (kalita)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikalita [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/24