Teny iditra mikalo (kalo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihira amim-po mametsovetso; mitantara an-tononkira [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to sing or chant sadly; to sing [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay chanter des mélopées, chanter tristement [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikalo
nikalo
hikalo
mikaloa

Teny iditra mikalo
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] mividy [Rakotosaona 1972]

2012/08/12