Teny iditra mikaly (kaly)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao zavatra am-pitandremana fatratra mba hahatonga azy ho lavorary, tsy misy hokianina
Mitovy hevitra: miangaly ~ mijijy ~ mikajakaja ~ mikajy ~ mikajy ~ mikandikandy ~ mikandy ~ mikenakena ~ mikojakoja ~ mipasopasoka ~ mitandrina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikaly
nikaly
hikaly
mikalia
Ohatra Tsy niteny I Bory, fa dia namioka tamim-pilaminana, tamim-pilantoana, ohatra ny olona manao zavatra mikonjo sy mikaly fatratra. [Andraina: Mitaraina, takila 66]

2013/04/25